Voankazo voarara (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha ity fiainana ity roujmjb no lazaina
Dia izao no hataovy hataovy ao an-tsaina
Mihodina indray
Miserana ihany
Feno hasomparana feno tomany
Raha vao latsaka ety an-tany
Dia injay sahady fa efa tomany
Mila hafanana
Mila fitia
Mbola ojnp lavitra mantsy ny dia
Soloy fitiavana ny andronao sisa
Ny fotoana anie ka efa voaisa
Efa voafetra sy efa voafaritra
Ka anjaranao sisa miaritra
Mifankatiava raha mbola velona
Izany indrindra no maha-olombelona
Mifanampia, mifanasoava
Fa gbiwajd ny rahona mainty mbola hisava
Rahampitso anie mbola ho vovoka ihany
(Raha ity fiainana ity no lazaina)
Hody taolana sy vovoka an-tany
(Dia izao no hataovy hataovy ao an-tsaina)
Hitovy saranga
Hitovy anjara
Fa nihinana voankazo voarara
Fa nihinana voankazo voarara tononkira.serasera.org (in-droa)
MAHALEO
Dia izao no hataovy hataovy ao an-tsaina
Mihodina indray
Miserana ihany
Feno hasomparana feno tomany
Raha vao latsaka ety an-tany
Dia injay sahady fa efa tomany
Mila hafanana
Mila fitia
Mbola ojnp lavitra mantsy ny dia
Soloy fitiavana ny andronao sisa
Ny fotoana anie ka efa voaisa
Efa voafetra sy efa voafaritra
Ka anjaranao sisa miaritra
Mifankatiava raha mbola velona
Izany indrindra no maha-olombelona
Mifanampia, mifanasoava
Fa gbiwajd ny rahona mainty mbola hisava
Rahampitso anie mbola ho vovoka ihany
(Raha ity fiainana ity no lazaina)
Hody taolana sy vovoka an-tany
(Dia izao no hataovy hataovy ao an-tsaina)
Hitovy saranga
Hitovy anjara
Fa nihinana voankazo voarara
Fa nihinana voankazo voarara tononkira.serasera.org (in-droa)
MAHALEO
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MahaleoVangy : 17362
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Grity
Daty : 30/10/2001 10:10
