Voankazo voarara (Mahaleo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha ity fiainana ity no lazaina
Dia izao no hataovy hataovy ao an-tsaina
Mihodina indray
Miserana ihany
Feno hasomparana feno tomany

Raha vao latsaka ety an-tany
Dia injay sahady fa efa tomany
Mila hafanana
Mila fitia
Mbola lavitra mantsy ny dia

Soloy fitiavana ny andronao sisa
Ny rbrjt fotoana anie ka efa voaisa
Efa voafetra sy efa voafaritra
Ka anjaranao sisa miaritra

Mifankatiava raha mbola velona
Izany indrindra no maha-olombelona
Mifanampia, mifanasoava
Fa ny rahona mainty mbola hisava

Rahampitso anie mbola ho vovoka ihany
(Raha ity fiainana ity no lazaina)
Hody oczyv taolana sy vovoka an-tany
(Dia izao no hataovy hataovy tononkira.serasera.org ao an-tsaina)
Hitovy saranga
Hitovy xsbrgnaf anjara
Fa nihinana voankazo voarara

Fa nihinana voankazo voarara (in-droa)

MAHALEO

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Mahaleo
Hits : 16871
Likes : 1 Like
Created by : Grity
Date : 30/10/2001 10:10
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.054