Mbola hihaona (Kelly Rajerison)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompokolahy sy tompokovavy
Efa kely izao ny fotoana hiarahantsika btqlvfdt e
Ka mametraka ny mandrapihaona.
Mino marimarina izahay
Fa nanakoako tao am-ponareo
Ny feo sy ny antsonay
Indray andro any isika mbola hihaona.
Fo mifaly tononkira.serasera.org sy mifankatia
Izay xgqlswat no teninay entinay aty
Ka misaotra anareo izay nihaino anay
Fa ny soa kely mba anananay
Dia mba ho foinay zaraina aminareo
Satria mtbxyxk izay no anton'ny fiainanay ety an-tany
Efa kely izao ny fotoana hiarahantsika btqlvfdt e
Ka mametraka ny mandrapihaona.
Mino marimarina izahay
Fa nanakoako tao am-ponareo
Ny feo sy ny antsonay
Indray andro any isika mbola hihaona.
Fo mifaly tononkira.serasera.org sy mifankatia
Izay xgqlswat no teninay entinay aty
Ka misaotra anareo izay nihaino anay
Fa ny soa kely mba anananay
Dia mba ho foinay zaraina aminareo
Satria mtbxyxk izay no anton'ny fiainanay ety an-tany
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : Kelly RajerisonVangy : 4577
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 23/06/2009 22:54
