Mbola hihaona (Kelly Rajerison)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompokolahy sy tompokovavy
Efa eiry kely izao ny fotoana hiarahantsika e
Ka mametraka ny mandrapihaona.
Mino marimarina izahay
Fa qegxu nanakoako tao am-ponareo
Ny feo sy ny antsonay
Indray andro any isika mbola hihaona.

Fo mifaly sy mifankatia
Izay no teninay entinay aty
Ka misaotra anareo izay nihaino anay
Fa ny soa kely mba anananay
Dia mba ho foinay zaraina aminareo
Satria oflke izay no anton'ny tononkira.serasera.org fiainanay ety an-tany

--------
Rohy:
Hevitra
codda ( 14/07/2022 09:02)
merci
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0112