Mbola hihaona (Kelly Rajerison)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompokolahy sy tompokovavy
Efa kely tononkira.serasera.org izao ny fotoana hiarahantsika e
Ka mametraka ny mandrapihaona.
Mino marimarina izahay
Fa nanakoako tao am-ponareo
Ny feo sy ny antsonay
Indray andro ytru any isika mbola hihaona.

Fo mifaly sy mifankatia
Izay wwnfwiw no teninay entinay aty
Ka misaotra anareo izay nihaino anay
Fa ny soa kely mba fohoijrg anananay
Dia mba ho foinay zaraina aminareo
Satria izay no anton'ny fiainanay ety an-tany

--------
Link:
Comments
codda ( 14/07/2022 09:02)
merci
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0113