Mbola hihaona (Kelly Rajerison)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompokolahy sy tompokovavy
Efa kely izao ny fotoana hiarahantsika e
Ka hbkqh mametraka ny mandrapihaona.
Mino marimarina izahay
Fa nanakoako tao am-ponareo
Ny tononkira.serasera.org feo sy ny antsonay
Indray andro any isika mbola hihaona.

Fo mifaly sy mifankatia
Izay rqcnejwn no teninay entinay aty
Ka misaotra anareo izay nihaino anay
Fa ny soa kely mba anananay
Dia mba ho foinay zaraina aminareo
Satria izay no anton'ny bhgoj fiainanay ety an-tany

--------
Lien:
Commentaires
codda ( 14/07/2022 09:02)
merci
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0115