Tantely (Kolibera)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Injay xgvezrk misy bitsika bbeixobw mangina
antsoantso avy any lavitra
feo mitaraina mahasondriana
malefaka sy mahafinaritra
toa feon'ilay tiako ho aho izany
avy any antsefatsefan-drahona
mitondra fitia tsy lany, tantely fa tsy vahona (2)

Ref.
Mamy tononkira.serasera.org dia mamy izany tantelim-pitiavana
koa angatahiko Anao ilay Andriamanitra mahery
fa sitraka sy telina ...
izany fahasoavana tsy lany toky soa tsy miery

Fa lasa ho aiza ianao ry tiana
sao mba nofy izany
ny foko anie ka tena liana
fitia tsy mety lany
manjavona ihany ny fijery
kanefa zjgsk anie ny farany
Fitiavana tsy asiana antery fa misy ny tantarany (2)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Kolibera
Vangy : 5475
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Bditra
Daty : 17/02/2011 19:03
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0117