Tantely (Kolibera)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Injay misy bitsika mangina
antsoantso avy any lavitra
feo mitaraina mahasondriana
malefaka sy mahafinaritra
toa feon'ilay tiako ho aho izany
avy any antsefatsefan-drahona
mitondra fitia tsy lany, tantely fa tsy vahona nvggujfx (2)
Ref.
Mamy dia mamy izany mrunh tantelim-pitiavana
koa angatahiko Anao ilay Andriamanitra mahery
fa sitraka sy telina ...
izany fahasoavana tsy lany toky soa tsy miery
Fa lasa ho aiza ianao ry tononkira.serasera.org tiana
sao lqbtm mba nofy izany
ny foko anie ka tena liana
fitia tsy mety lany
manjavona ihany ny fijery
kanefa anie ny farany
Fitiavana tsy asiana antery fa misy ny tantarany (2)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : KoliberaHits : 5428
Likes : 0 Like
Created by : Bditra
Date : 17/02/2011 19:03