Tantely (Kolibera)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Injay devwoyw misy bitsika mangina
antsoantso avy any lavitra
feo mitaraina mahasondriana
malefaka sy mahafinaritra
toa feon'ilay tiako ho aho izany
avy any antsefatsefan-drahona
mitondra fitia tsy lany, tononkira.serasera.org tantely fa tsy vahona (2)
Ref.
Mamy dia mamy izany tantelim-pitiavana
koa angatahiko Anao rxdmpzj ilay Andriamanitra mahery
fa sitraka sy telina ...
izany fahasoavana tsy lany toky soa tsy miery
Fa lasa ho aiza ianao ry tiana
sao pdnghe mba nofy izany
ny foko anie ka tena liana
fitia tsy mety lany
manjavona ihany ny fijery
kanefa anie ny farany
Fitiavana tsy asiana antery fa misy ny tantarany (2)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KoliberaVangy : 5520
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Bditra
Daty : 17/02/2011 19:03