Ralala sy Rabe (Kolibera)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ralala sy Rabe
Raha ny fiainana no lazaina
Ka ambara sy tantaraina ramatoa ô
Dia lazaiko tsotra fa !
mampifezaka ka ilaina saina tony ô
Fa betsaka no mivaha
tsy mahatanty ny onjam-piainana Ralala
Dia mangalangalatra
ary chnqdun farany lasa adala
Ref. :
Ianareo mpanambola ireny
fdfwmcyl Mba tsimbino sy mba jereo ireo tsy an'asa
Fa betsaka izy ireny
Maro anaka maro adidy ka tsy lasa
ojezj Ny ankizy tsy manan-tsiny
Mitofezaky ny tononkira.serasera.org anohanana
Fa ny fiainana anie ka mafy
Tsy mba vitan'ny moramora ndrematoa ô
Ilaina fihezahana
indrindra amin'izao fotoana ka miezaha re
Fadio re ny saina ratsy
tsy mahazatra ny tsy fisiana ianao Rabe
de manendanendaka ary farany any am-ponja
Raha ny fiainana no lazaina
Ka ambara sy tantaraina ramatoa ô
Dia lazaiko tsotra fa !
mampifezaka ka ilaina saina tony ô
Fa betsaka no mivaha
tsy mahatanty ny onjam-piainana Ralala
Dia mangalangalatra
ary chnqdun farany lasa adala
Ref. :
Ianareo mpanambola ireny
fdfwmcyl Mba tsimbino sy mba jereo ireo tsy an'asa
Fa betsaka izy ireny
Maro anaka maro adidy ka tsy lasa
ojezj Ny ankizy tsy manan-tsiny
Mitofezaky ny tononkira.serasera.org anohanana
Fa ny fiainana anie ka mafy
Tsy mba vitan'ny moramora ndrematoa ô
Ilaina fihezahana
indrindra amin'izao fotoana ka miezaha re
Fadio re ny saina ratsy
tsy mahazatra ny tsy fisiana ianao Rabe
de manendanendaka ary farany any am-ponja
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : KoliberaHits : 3767
Likes : 0 Like
Created by : Bditra
Date : 19/02/2011 12:40
