Raha midona (Kolibera)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha midona ny orana Ankaratra
Miheninkenina zdrwyw ny ambany lanitra
Fa mitsingerina ny taom-pambolena
Ka misomebika ireo vahoaka sesehena

Ref. :
       Misondrotsondrotra jvgo tsy mety ho rahona
        irony Ankaratra
        Lembalemba tsy mety ho vary tononkira.serasera.org
  iivng       Ambohimbary tazana tsy mba fohy

Raha midona ny Alakarabo
Zanak'iza no tsy ho miaramila
Mba hanitsaka an'i Mahamasina
Izay tany fanaovana matso

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Kolibera
Visites : 3718
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Bditra
Date : 18/02/2011 13:26
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0114