Ity foko mbola tia (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ankizy toa very dia
Sendra nilaozan’ny tiana
Ity foko mbola tia
Nitomany tfpvyzmo sy ory mangina
Tsy misy saro-dresena
Toy ny fahatsiarovana
Ny tarehiko mando jhkuuzx sy lena
No marik’izany rahavana
Maloka tampoka teo
Ny lanitra manga fahiny
Rahona rxsq no indro eo
Manakona iny fitiavako iny
Ny volana …an-trano
Tsy nety nanazava intsony
Tsy ririnina tsy lohataona
Fa maizina ny lanitra ambony
Baliaka ve ny masoandro
Any aminao lavitra any
Tsy alina tononkira.serasera.org tsy atoandro
Fa ny aty maizim-pito ihany
Ny volana …an-trano
Tsy nety nanazava intsony
Tsy ririnina tsy lohataona
Fa maizina ny lanitra ambony
Sendra nilaozan’ny tiana
Ity foko mbola tia
Nitomany tfpvyzmo sy ory mangina
Tsy misy saro-dresena
Toy ny fahatsiarovana
Ny tarehiko mando jhkuuzx sy lena
No marik’izany rahavana
Maloka tampoka teo
Ny lanitra manga fahiny
Rahona rxsq no indro eo
Manakona iny fitiavako iny
Ny volana …an-trano
Tsy nety nanazava intsony
Tsy ririnina tsy lohataona
Fa maizina ny lanitra ambony
Baliaka ve ny masoandro
Any aminao lavitra any
Tsy alina tononkira.serasera.org tsy atoandro
Fa ny aty maizim-pito ihany
Ny volana …an-trano
Tsy nety nanazava intsony
Tsy ririnina tsy lohataona
Fa maizina ny lanitra ambony
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MahaleoVangy : 5701
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 13/09/2002 13:05
