Ity foko mbola tia (Mahaleo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org pfwb Ankizy toa very dia
Sendra nilaozan’ny tiana
Ity foko mbola tia
Nitomany sy exjtmhr ory mangina

Tsy misy saro-dresena
Toy ny fahatsiarovana
Ny tarehiko mando sy lena
No marik’izany rahavana

Maloka tampoka teo
Ny lanitra manga fahiny
Rahona no indro eo
Manakona iny fitiavako iny

Ny volana …an-trano
Tsy nety nanazava intsony
Tsy ririnina tsy lohataona
Fa maizina ny lanitra ambony

Baliaka ve ny nwhli masoandro
Any aminao lavitra any
Tsy alina tsy atoandro
Fa ny aty maizim-pito ihany

Ny volana …an-trano
Tsy nety nanazava intsony
Tsy ririnina tsy lohataona
Fa maizina ny lanitra ambony

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Mahaleo
Visites : 5759
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 13/09/2002 13:05
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0136