Fitiavana (Antsa an'i Kristy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fitiavana
Handeha isika hiaraka hihaona sy hanompo ny tompo
Hifaly, hiravo, hifampitantana hatramin’izay
Haneho fifankatiavana mba ho porofo fa tena iray
Sy mba ho mpianatr’i Jesosy izay
Dia fantatra izao fa ireto telo no mitoetra xpxr
Ny finoana sy fanantenana ary fitiavana
Fa fitiavana no tononkira.serasera.org lehibe indrindra amin’izany
Ka imasoy chael hatrany hatrany
Refrain :
Fitiavana, fitiavana
Izany no didy lehibe ho antsika hatramin’izao
Fitiavana, fitiavana
Io no maharava ny ratsy rehetra
Ndao isika handihy sy hifankatia doria, eujmdyr doria
Mba hamalifaly an’i jesosy
Ndao isika handihy sy hifankatia doria, doria
Handeha isika, …
Antsa an’i Kristy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsa an'i KristyVangy : 6475
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 12/10/2002 18:39