Fitiavana (Antsa an'i Kristy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fitiavana
Handeha isika xkcwot hiaraka hihaona sy hanompo ny tqibunvw tompo
Hifaly, hiravo, hifampitantana hatramin’izay
Haneho fifankatiavana mba ho porofo fa tena iray
Sy mba ho mpianatr’i Jesosy izay
Dia fantatra izao fa ireto telo ghjdxal no mitoetra
Ny finoana sy fanantenana ary fitiavana
Fa fitiavana no lehibe indrindra amin’izany
Ka imasoy hatrany hatrany
Refrain :
Fitiavana, fitiavana
Izany no didy lehibe ho antsika hatramin’izao
Fitiavana, fitiavana
Io no maharava ny ratsy rehetra
Ndao isika handihy sy hifankatia doria, doria
Mba hamalifaly an’i jesosy
Ndao tononkira.serasera.org isika handihy sy hifankatia doria, doria
Handeha isika, …
Antsa an’i Kristy

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antsa an'i KristyHits : 6572
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 12/10/2002 18:39