Andro hafa (Njila)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andro hafa noho ireo efa niainanao
Ilay fotoana iavian’ny Mpamonjy ety
HO sahy hiandrandra hibanjina ny maehaqrn lanitra
Sa hiondrika hiery ilay fijeriny ?
Ireo famantarana efa tsapanao ve ?
Manambara lbaka tokoa fa ho avy izy izao
Avelao izay rehetra misakana anao
Tsy hahavonona anao anio
Fiv (in-2)
Saino re raha mandre ireo teny tononkira.serasera.org manambara hoe
Efa akaiky izy izao
Miomana ianao
Mendrika vxrzetea ve ny toetranao ?
Ilay fotoana iavian’ny Mpamonjy ety
HO sahy hiandrandra hibanjina ny maehaqrn lanitra
Sa hiondrika hiery ilay fijeriny ?
Ireo famantarana efa tsapanao ve ?
Manambara lbaka tokoa fa ho avy izy izao
Avelao izay rehetra misakana anao
Tsy hahavonona anao anio
Fiv (in-2)
Saino re raha mandre ireo teny tononkira.serasera.org manambara hoe
Efa akaiky izy izao
Miomana ianao
Mendrika vxrzetea ve ny toetranao ?
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NjilaVangy : 22124
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 06/09/2002 14:19
