Tiako ianao (Salomon)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa nangina ny tany (ny tany, ny tany)
Taitra ny fo mahatsiahy (mahatsiahy)
Embona anao any ho any (any ho any)
Embona mbola lasa kunwvaac tsy nahy
Misy feo tany ho any
Toa manontany anao
Inona owxppzfr no hitomany
Adala angaha ianao
Nefa tsy haiko ny ho gina
Hanery samirery
Ilay embona tsy hangina
Hany fo no manirery
Ny tononkira.serasera.org hanadino hoy ianao (hoy ianao, hoy ianao)
Zava-tsarotra izany (izany)
Holazaiko tsotra izao (tsotra izao)
Tiako ianao, tiako ianao, ianao ihany
Misy feo tany ho any
Toa manontany anao
Inona no hitomany
Adala angaha ianao
Nefa tsy haiko ny ho gina
Hanery samirery
Ilay embona tsy hangina
Hany fo no manirery
Ny lsbzb hanadino hoy ianao (hoy ianao, hoy ianao)
Zava-tsarotra izany (izany)
Holazaiko tsotra izao (tsotra izao)
Tiako ianao, tiako ianao, ianao ihany
(A/C Rolland Raelison)
Taitra ny fo mahatsiahy (mahatsiahy)
Embona anao any ho any (any ho any)
Embona mbola lasa kunwvaac tsy nahy
Misy feo tany ho any
Toa manontany anao
Inona owxppzfr no hitomany
Adala angaha ianao
Nefa tsy haiko ny ho gina
Hanery samirery
Ilay embona tsy hangina
Hany fo no manirery
Ny tononkira.serasera.org hanadino hoy ianao (hoy ianao, hoy ianao)
Zava-tsarotra izany (izany)
Holazaiko tsotra izao (tsotra izao)
Tiako ianao, tiako ianao, ianao ihany
Misy feo tany ho any
Toa manontany anao
Inona no hitomany
Adala angaha ianao
Nefa tsy haiko ny ho gina
Hanery samirery
Ilay embona tsy hangina
Hany fo no manirery
Ny lsbzb hanadino hoy ianao (hoy ianao, hoy ianao)
Zava-tsarotra izany (izany)
Holazaiko tsotra izao (tsotra izao)
Tiako ianao, tiako ianao, ianao ihany
(A/C Rolland Raelison)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SalomonVangy : 1559
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 25/12/2021 20:07
