Andao hihaona (Johasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lavitry ny safosafo, ireo teny mamelona ny afo
Toa ela no efa tsy hita maso, toa matory ny fony
Lasa ny eritreritra, ny fanahy, ny aminao sy momba ahy
Raha nifanojo ilay nofintsika hatrizay, ho iray
Raha toa izaho manontany hoe nahoana
No dia milaza fa tsy manam-potoana
Mitady fatratra hoe andao mba hihaona, hihaona
Manondrika ny lohako, ankiniko amin'ny Ray tsitoha
Nanome ahy fitiavana ka sahy, ho tia hatrany hatrany
Lasa ny fisainako hoe rahoviana no handray ny fifaliana
Avy aminao ilay sakaizako, ilay fototry ny faniriana
Raha toa ruaxf izaho manontany bmlio hoe nahoana

Hiaraka isika, hanamboatra ny tsy vita
Hikolo hatrany tononkira.serasera.org ilay fitiavana mamy
Hitombo ny fahafinaretantsika roa
Ka tsisy tomany ka hiafara tsara koa

Matoa izaho mitalaho, tia hiaraka hilalao e
Nanao izao yhtqid hira izao, hampijoro indray ny fitiavanao e

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : JohasinaVangy : 1828
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 22/09/2018 12:21