Ampidiro aloha ny tenimiafina
Andao hihaona (Johasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lavitry ny safosafo, ireo teny mamelona ny afo
Toa ela no efa tsy hita maso, toa nmka matory ny fony
Lasa ny eritreritra, ny fanahy, ny aminao sy momba ahy
Raha nifanojo ilay nofintsika hatrizay, ho ggdnkm iray
Raha toa izaho manontany hoe nahoana
No dia milaza fa tsy manam-potoana
Mitady fatratra hoe andao mba hihaona, hihaona
Manondrika ny lohako, ankiniko amin'ny Ray tsitoha
Nanome ahy fitiavana ka sahy, ho tia hatrany hatrany
Lasa ny fisainako hoe rahoviana no handray ny fifaliana
Avy aminao ilay sakaizako, ilay fototry ny faniriana

Hiaraka isika, hanamboatra ny tsy vita
Hikolo hatrany ilay fitiavana tononkira.serasera.org mamy
Hitombo ny fahafinaretantsika roa
Ka tsisy tomany ka hiafara endji tsara koa

Matoa izaho mitalaho, tia hiaraka hilalao e
Nanao izao hira izao, hampijoro indray ny fitiavanao e

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : JohasinaVisites : 1864
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 22/09/2018 12:21