Ny hira (Solo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ekeko fa ao ny sary
Afaka hilaza hampahatsiahy
Ekeko fa ao tononkira.serasera.org ny teny
Milaza maneho ombeny
Ny tanana mifandray
Taratry ny tsy hita maso
Ny toky tanterahina
Mambara nrzljgti fitiavana
Fa ao ny hira tsy hay secba soloina
Ampy hilaza samirery
Ny fifaliana na koa tomany
Tandrify ny fiainanao
Satria ny hira dia rktwaav feo no hiteny
Maneho fitia izay voakobona
Afaka hilaza ny voatahiry
Ny hafatra sy ny alahelo
Afaka hilaza hampahatsiahy
Ekeko fa ao tononkira.serasera.org ny teny
Milaza maneho ombeny
Ny tanana mifandray
Taratry ny tsy hita maso
Ny toky tanterahina
Mambara nrzljgti fitiavana
Fa ao ny hira tsy hay secba soloina
Ampy hilaza samirery
Ny fifaliana na koa tomany
Tandrify ny fiainanao
Satria ny hira dia rktwaav feo no hiteny
Maneho fitia izay voakobona
Afaka hilaza ny voatahiry
Ny hafatra sy ny alahelo
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SoloVangy : 11905
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 01/10/2002 20:20
