ANGAMBA (Ramaroson Wilson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Angamba hifaliako ny volana mitranga
An-kabakaba-manga,
Kanefa mbola tiako ny masonao mijery,
Mibanjina ahy irery,
Milaza tononkira.serasera.org ny fitia, manganohano ery,
Milaza ny fitia, manganohano ery,
Manganohano ery,
Angamba hafa kely ny lmngol tsiron-drano an’ala,
Madio mangalahala,
Fa mamy toa tantely ‘reo molotrao manify,
Mitsiky mena fify,
Manoroko ahy mangina,
Mandroatra fifaliana,
Manoroko ahy mangina,
Mandroatra fifaliana,
Angamba koa ho fatratra
Ny kalon’ny antsiva manako takariva,
Fa mbola tonga lafatra
Ny hiranao ngononina miantsa fisamonina,
Ny hiranao ngononina miantsa fisamonina,
Miantsa fisamonina,
Mitohoka ny sofiko ka zary nofinofiko,
Ka zary nofinofiko.
Izao tontolo izao, mirindra sy voalanto,
Fatratra sy kanto,
Anefa raha ianao, nefa raha umksf ianao
Monja no tsy ao,
Izao frnc tontolo izao ho tsoriko ry aina
Fa tany karankaina,
Izao tontolo izao ho tsoriko ry aina
Fa tany karankaina.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ramaroson WilsonVangy : 5391
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ni81
Daty : 29/03/2009 13:40