ANGAMBA (Ramaroson Wilson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Angamba hifaliako ny volana mitranga
An-kabakaba-manga,
Kanefa mbola tononkira.serasera.org tiako ny masonao mijery,
Mibanjina ahy irery,
Milaza ny fitia, manganohano ery,
Milaza ny fitia, manganohano ery,
Manganohano ery,
Angamba hafa kely ny tsiron-drano an’ala,
Madio mangalahala,
Fa mamy toa tantely ‘reo molotrao vltc manify,
Mitsiky mena fify,
Manoroko ahy ulyxcg mangina,
Mandroatra fifaliana,
Manoroko ahy mangina,
Mandroatra fifaliana,
Angamba koa ho fatratra
Ny kalon’ny antsiva manako takariva,
Fa mbola tonga lafatra
Ny hiranao ngononina miantsa fisamonina,
Ny hiranao ngononina miantsa fisamonina,
Miantsa fisamonina,
Mitohoka ny sofiko ka zary nofinofiko,
Ka zary nofinofiko.
Izao tontolo izao, mirindra sy voalanto,
Fatratra sy kanto,
Anefa raha ianao, nefa raha klky ianao
Monja no tsy ao,
Izao tontolo izao ho tsoriko ry aina
Fa tany karankaina,
Izao tontolo izao ho tsoriko ry aina
Fa tany karankaina.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ramaroson WilsonVisites : 5531
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ni81
Date : 29/03/2009 13:40