Andro ririnina (Mahaleo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ny fanananao harena
No hampiova ny fitiavako
Fa na misy na tsy misy volamena
Ianao no mba hany firavako

Ity foko efa tery
Feno fitiavana anao
Nahoana fcjzlwrk eh!! no dia dyrw havela irery
Moa va tsy mendrika anao?

Na ny masoandro aza aki eh!!
Tsy mamiratra noho ianao
Maizimaizina ny aty eh!!
Raha toa ka hilaozanao

Feno rahona ny lanitra
Rava ny faniriako
Naleonao nangarika
Toy izay hanatrika ny hakiviako

Lasa ianao toy ny andro tononkira.serasera.org ririnina
Nitondra tsitra tsy taratra
Izaho kosa mitomany toa zaza nariana
Irery tratra andro fahavaratra

Tsy ny helanelan-tany
No hanova izato foko
Eny oqwjmtqb na dia lavitra ihany
Ianao no ho tsarovako

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0154