Mode voay activé (Johan blouts)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
'Zah zao sélibatera , fa rafotsy nisy naka tsy lera!
Misalasala zah hoe ndeha hanao môpera!
Mba mangataka torohevitra aho r'isé fa le Mode voay anie amin'izao dia mitady ho activé!
Anaty apis izao simtppxm no mandakandàka
Dia izay voayelle no ataoko maratra
Tairo foana oa fa mandeha ny mandeha
Hainao ihany fa mbola kéré anie zao ny bandy e!
(Tofoka be hono izy fa mandrapihaona
Niaritra foana aho na fahavaratra , lohataona
Nefa tsy kobony mihitsy fa zah anie nikifa
Mba tsy hanenina amin'izany ianao ny ampitso
Zah tsy hiverina fa aza manahy
Misaotra anao nampiakatra ny aingam-panahy
Tandremo f'io fitiavana io ka mandoro mamay
Mandrapihaona dia veloma tsa manahy ) × 2
Instrumental.....
Ny hafatro farany e , lainga daholo zany
Fa ity mba misy lesona dia mba tononkira.serasera.org hainoy ihany
Hafatra mafonja fa tsy mba hanihany izany!
Zo-nao ny malahelo fa firo raha miseho may aminatany!
Tofoka be hono izy fa mandrapihaona

Nefa ejunbeo tsy kobony mihitsy fa zah anie nikifa

Mandrapihaona dia veloma tsa manahy

Anaty apisy izao no mandakandàka
Dia izay voayelle no ataoko maratra
Tairo foana oa fa mandeha ny mandeha
Hainao ihany fa mbola kéré muaz anie zao ny bandy e!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Johan bloutsVangy : 17410
Mpankafy : 5 Ankafizo
Nampiditra : LurissAdr
Daty : 02/03/2023 06:29