hoderainay (Rija Rasolondraibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hoderainay hasandratray ilay
Zanaky ny Ray
Ndao handihy eo anatrehany
Hasandrato ny qgombjg fo tsapa tokoa
Mihobia zxocuyb tononkira.serasera.org fa velona anie
Ilay Tompon’ny Tompo
Namonjy marobe
Jesosy irery ihany (2)
No nahavita izany (2)
Tsy hisy fiafarany ny fanjakany
Ndao handihy eo anatrehany
Hira fihobiana szjwcq ikam-pifaliana
Mihobia dia ankalazao
Lay efa nandresy
Zao tontolo izao
Jesosy irery ihany (2)
No nahavita izany (2)
Tsy hisy fiafarany ny fanjakany
Zanaky ny Ray
Ndao handihy eo anatrehany
Hasandrato ny qgombjg fo tsapa tokoa
Mihobia zxocuyb tononkira.serasera.org fa velona anie
Ilay Tompon’ny Tompo
Namonjy marobe
Jesosy irery ihany (2)
No nahavita izany (2)
Tsy hisy fiafarany ny fanjakany
Ndao handihy eo anatrehany
Hira fihobiana szjwcq ikam-pifaliana
Mihobia dia ankalazao
Lay efa nandresy
Zao tontolo izao
Jesosy irery ihany (2)
No nahavita izany (2)
Tsy hisy fiafarany ny fanjakany
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rija RasolondraibeVangy : 5243
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : haingobe
Daty : 14/04/2005 11:17
