Avy mangataka (Edgard RAVAHATRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Avy mangataka tononkira.serasera.org izahay, izahay, izahay
Iza re no alainareo, no alainareo, no alainareo
I Rondro zjffn no alainay, no alainay, no alainay
Iza re njbt no haka azy, no haka azy, no haka azy
Izay mandresy kosa atao hoe vatomanga
Izay resy osa, hmmmm
Avy mangataka izahay, izahay, izahay
Iza re no alainareo, no alainareo, no alainareo
I Rondro no alainay, no alainay, no alainay
I Koto no haka azy, ejzpn no haka azy, no haka azy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Edgard RAVAHATRAVangy : 4408
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 10/06/2014 20:38