Avy mangataka (Edgard RAVAHATRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Avy mangataka izahay, izahay, izahay
Iza re no alainareo, no alainareo, no alainareo
I Rondro no alainay, no alainay, no alainay
Iza gaho re no haka azy, no haka azy, no haka azy
Izay mandresy kosa atao hoe vatomanga
Izay resy osa, hmmmm
Avy mangataka izahay, izahay, izahay
Iza re no alainareo, no tononkira.serasera.org alainareo, no alainareo

I Koto no haka azy, no haka azy, no haka azy
Izay mandresy vgrrsjg kosa atao paer hoe vatomanga

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Edgard RAVAHATRAHits : 4393
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 10/06/2014 20:38