You are here: home > Tononkira > Edgard RAVAHATRA

Là-haut (Edgard RAVAHATRA)

Là-haut, là-haut sur la colline
Là-haut qui domine la ville
Les mpihira gasy font rouler leur machine
Diso folaka, diso folaka

Faites rouler les tambours, bonnes gens
Faites les donc tous rouler
Sonnent-ils encore comme les tambours d'antan
Qui marquent la valse du temps, du temps ?

Ranon'aina voalohan-karena
Izay hahafahana manantena
Au tout début, la vie, comme signe d'espoir
Ranomaso no maha-olombelona
Ensuite les pleurs
Hahafahana milaza ny ao am-po
Pour parler avec ton coeur
Ranon'orana namokatra
Et enfin la pluie : pour renaitre
Ary sady namela zava-tsoa iray androany e

Tsy ho Tsiky dia ampyirery ô, tsy ho very ô
Alors je ne serai plus jamais seul
Iriako ny eo anilanao re ry lahy
Te sachant à mes côtés
Tsy faniriako ny ho very hevitra
Tantavano ny tany ho tendrombohitra
Satria rô, satria rô, satria izay re

J'ai vu le ciel foudroyé par l'orage
Paris, il pleut des hallebardes
J'ai vu des nuages tout près de son visage
Que j'en ai pleuré, que  j'en ai  pleuré

Là-haut, là-haut sur la colline
Là-haut qui domine la ville
Les mpihira gasy font rouler leur machine
diso folaka, diso folaka

Faites rouler les tambours, bonnes gens
Faites les donc tous
Ka nanazava làlana e, dia nandroaka rahona e

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Edgard RAVAHATRA
Mpamaky : 1270
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : ikalamako
Tamin'ny : 05/03/2014 22:14:59
ID : 6482

Henoina (sombiny)

Sombiny ihany aloha no henonao eto fa azonao alahatra ao amin'ny RadioVazoGasy

Alaharo ao amin'ny RadioVazoGasy

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo