SAMBATRA (ROLF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ireo nofinofy omeko anao
Ho valin’ny zava-tsoa azoko taminao
Fitiavana tlaeol matotra, tsy adalana intsony
Ho anao avokoa ny fiainako
Ny takatry ukhlprg ny saiko sy ny heriko
Ho atambatro ho vato ao anatiko
Rehefa sambatra aho dia ho zaraiko aminao ny elatro
Hisidintsidina isika roa eny an-danitro
Sambatra aho manana anao
Miankina tsisy tahotra
Sambatra tsy tavela mangingina
Ity fiainako nanantena olon-tsotra toa anao re
Olon-tsara tsy foiko atakalo ho an’iza n’iza
Ho avadiko ireo pejy maizina rehetran’ny tantarako…
Ny voady sy ny toky, tsy homeko
Ny hitia anao mandrakizay, tsy ho teniko
Tsy tononkira.serasera.org ny kmog resaka fa ny ataoko no ho foiko ho anao re
Misy fetra ny zava-drehetra eto an-taniko

Ho avadiko ireo pejy maizina rehetran’ny tantarako

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ROLFVangy : 35666
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : Piso
Daty : 14/01/2004 22:03