Mandrapah (NISEA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy nisy niova, matokia fa miandry
Ny anio na mora aza, tampoka ny farany
Variana nrxzv mihintsy aho, tsisy zitm tahotra
F’iray minitra, no tcxkjif hikipian'ny masony

Tsy tsaroany  fa manontany isan'andro ny ao ambony

Mba tononkira.serasera.org ampio hisidina , hiomana aho ho any
Mandrapahatongan'ny ora, avotra aminy

Tsy hahita an'iza aho, eny an-tanany
Fa fitsaràna, valin'izay vita ety

Tsy tsaroany  fa manontany isan'andro ny ao ambony

Mba ampio hisidina , hiomana aho ho any
Mandrapahatongan'ny ora, avotra aminy

Satria tsy haiko, ny hahatongavanao
Mandry ny saiko, fa miambina
Mba ampio hisidina , hiomana aho ho any
(Mialoka aho, tsy manahy)-(ambany elatrao)
(Ady na fatotra)-(tsy misy itazona ahy)
Mandrapahatongan'ny ora, avotra aminy
Ka tsy hatahotra  

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : NISEA
Vangy : 1894
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : sainakims
Daty : 26/02/2016 10:48
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0193