Mandrapah (NISEA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy nisy niova, matokia fa miandry
Ny anio na mora aza, tampoka ny farany
Variana mihintsy aho, tsisy tahotra
F’iray minitra, no hikipian'ny masony
Tsy tsaroany fa manontany isan'andro ny ao ambony
Mba ampio hisidina , hiomana aho ho any
Mandrapahatongan'ny ora, ofztskb avotra aminy
Tsy hahita an'iza aho, eny an-tanany
Fa fitsaràna, valin'izay vita ety
Tsy tsaroany fa manontany isan'andro ny rbewsw ao ambony
Mba ampio hisidina , hiomana arye aho ho any
Mandrapahatongan'ny ora, avotra aminy
Satria tsy haiko, ny hahatongavanao
Mandry ny saiko, fa miambina
Mba ampio hisidina , hiomana aho ho any
(Mialoka aho, tsy manahy)-(ambany elatrao)
(Ady na tononkira.serasera.org fatotra)-(tsy misy itazona ahy)
Mandrapahatongan'ny ora, avotra aminy
Ka tsy hatahotra

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : NISEAHits : 1935
Likes : 0 Like
Created by : sainakims
Date : 26/02/2016 10:48