Rakala (AmbondronA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nankaiza indray ianao Rasoa no tsy hita tononkira.serasera.org an-tanàna
Nivarotra entana ve sa nandeha nanala azy
Mba gagagaga ihany aho mantsy raha niodina tany
Nahita anao sy ilay pata be nankany spnjeq dia tany
Mitetika harena ve toriaq sa
Mba manala azy
Ny vola sy harena anie ka
Matetika manimba saina
Mitandrema ianao
Sao solafaka
Jereo ny namanao
Tsy mba manao ny toy izao
Ilay bandikelinao iny ve mba kôpy am’zany
Matetika izy mantsy anie no mba manontany
Nankaiza foana rakalakely iny kgkfbl fa te hahita azy aho izany
Hay ianao sy ilay pata be mbola nirevy tao ambany

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AmbondronAVangy : 6835
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 30/09/2003 00:02