Ampidiro aloha ny tenimiafina
Rakala (AmbondronA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nankaiza indray ianao Rasoa no tsy hita an-tanàna
Nivarotra entana ve sa nandeha nanala azy
Mba gagagaga ihany aho mantsy raha niodina tany
Nahita anao sy ilay tononkira.serasera.org pata be nankany dia tany
Mitetika harena jmevdx ve sa
Mba manala azy
Ny vola sy harena anie ka
Matetika manimba saina
Mitandrema ianao
Sao solafaka
Jereo ny namanao
Tsy mba manao ny toy izao
Ilay bandikelinao iny ve ayurhgm mba kôpy am’zany
Matetika izy mantsy anie no mba manontany
Nankaiza foana rakalakely iny fa te hahita azy aho izany
Hay ianao sy ilay pata be mbola nirevy tao scmchxna ambany

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AmbondronAVangy : 6805
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 30/09/2003 00:02