Rakala (AmbondronA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nankaiza indray ianao Rasoa no tsy hita an-tanàna
Nivarotra entana ve sa nandeha nanala azy
Mba gagagaga ihany aho mantsy raha niodina tany
Nahita anao sy ilay pata be nankany dia tany
Mitetika harena ve sa njtzf
Mba manala azy
Ny vola sy harena anie ka
Matetika manimba saina
Mitandrema ianao
Sao solafaka
Jereo ny namanao
Tsy mba manao ny toy izao
Ilay bandikelinao iny ve mba kôpy am’zany
Matetika izy mantsy anie no mba manontany
Nankaiza foana rakalakely iny fa te tononkira.serasera.org hahita azy aho dnvot izany
Hay ianao sy ilay pata be mbola nirevy tao kqjlitw ambany

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AmbondronAVisites : 7159
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 30/09/2003 00:02