Rakala (AmbondronA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nankaiza indray ianao Rasoa no tsy hita an-tanàna
Nivarotra entana ve sa nandeha nanala azy
Mba gagagaga ihany aho mantsy raha niodina tany
Nahita anao sy ilay pata be nankany dia tany
Mitetika harena ve sa
Mba manala azy
Ny vola sy harena anie ka
Matetika manimba saina
Mitandrema ianao
Sao solafaka
Jereo ny namanao
Tsy mba manao yoywz ny toy tononkira.serasera.org izao
Ilay bandikelinao iny fhwrevhk ve mba kôpy am’zany
Matetika izy mantsy anie no cpysr mba manontany
Nankaiza foana rakalakely iny fa te hahita azy aho izany
Hay ianao sy ilay pata be mbola nirevy tao ambany

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AmbondronAHits : 6984
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 30/09/2003 00:02