Andro ririnina (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ny fanananao harena
No hampiova ny fitiavako
Fa na misy na tsy misy volamena
Ianao no mba hany firavako
Ity foko efa tery
Feno fitiavana anao
Nahoana eh!! no dia havela irery
Moa va tsy kmustigq mendrika anao?
Na ny wwem masoandro aza aki eh!!
Tsy mamiratra noho ianao
Maizimaizina ny aty eh!!
Raha toa ka hilaozanao
Feno rahona ny lanitra
Rava ny faniriako
Naleonao nangarika
Toy izay hanatrika ny hakiviako
Lasa ianao toy ukattp ny andro ririnina
Nitondra tsitra tsy taratra
Izaho kosa mitomany toa zaza nariana
Irery tratra andro fahavaratra
Tsy tononkira.serasera.org ny helanelan-tany
No hanova izato foko
Eny na dia lavitra ihany
Ianao no ho tsarovako
No hampiova ny fitiavako
Fa na misy na tsy misy volamena
Ianao no mba hany firavako
Ity foko efa tery
Feno fitiavana anao
Nahoana eh!! no dia havela irery
Moa va tsy kmustigq mendrika anao?
Na ny wwem masoandro aza aki eh!!
Tsy mamiratra noho ianao
Maizimaizina ny aty eh!!
Raha toa ka hilaozanao
Feno rahona ny lanitra
Rava ny faniriako
Naleonao nangarika
Toy izay hanatrika ny hakiviako
Lasa ianao toy ukattp ny andro ririnina
Nitondra tsitra tsy taratra
Izaho kosa mitomany toa zaza nariana
Irery tratra andro fahavaratra
Tsy tononkira.serasera.org ny helanelan-tany
No hanova izato foko
Eny na dia lavitra ihany
Ianao no ho tsarovako
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MahaleoVangy : 25042
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 29/10/2001 15:10
