Sambatra (Zhoutoavina (Zhou Andriantoavina Razakarivony))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonony sy Feony: Zhou Andriantoavina RAZAKARIVONY (Zhoutoavina)
Andriamanitra ô! Mifona aho noho ny helokay, noho ny helokay zanakao.
Fa diso teo anatrehanao ka dia tsy mendrika ny hiantso Anao, Tompo ô!
Nefa inoako fa Ianao, fa Ianao, dia tsy mandao, dia tsy mandao ny olonao.
Fa mbola notantananao hatrany amin'ny làlana izay aleha.
Sambatra izahay umjwxent fa manana Anao iankinanay, Tompo ô!
Ry Tompo tsara ô! Mpamindra fo no mpanome ny soa
jnkkf Asandratray ny dera, laza sy ny voninahitrao.
Ry Tompo tia ô! Misaotra Anao, misaotra Anao, tokoa 'zahay noho ny fitiavanao
Noho ny fitiavanao izay natolotrao ho famonjena anay, Ray ô!
Ka indro atokanay ny herinay, ny herinay, qpmqti ny andronay, ny androm-piainanay
Ho feno tononkira.serasera.org fiderana Anao r'Ilay nanaiky mba hisolo ny helokay.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Zhoutoavina (Zhou Andriantoavina Razakarivony)Vangy : 541
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Zhoutoavina
Daty : 21/10/2025 20:17