Sambatra (Zhoutoavina (Zhou Andriantoavina Razakarivony))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonony sy Feony: Zhou Andriantoavina RAZAKARIVONY (Zhoutoavina)

Andriamanitra ô! Mifona aho noho ny helokay, noho ny helokay zanakao.
Fa diso teo anatrehanao ka dia tsy mendrika ny hiantso Anao, Tompo ô!
Nefa inoako fa oeyzpsg Ianao, fa Ianao, dia tsy mandao, dia tsy mandao ny olonao.
Fa mbola notantananao hatrany amin'ny làlana izay aleha.

               Sambatra izahay fa manana Anao iankinanay, Tompo ô!
      yoipmo          Ry Tompo tsara ô! Mpamindra fo no mpanome ny soa
          tononkira.serasera.org      Asandratray ny dera, laza sy ny voninahitrao.

Ry Tompo tia ô! Misaotra Anao, nfdif misaotra Anao, tokoa 'zahay noho ny fitiavanao
Noho ny fitiavanao izay natolotrao ho famonjena anay, Ray ô!
Ka indro atokanay ny herinay, ny herinay, ny andronay, ny androm-piainanay
Ho feno fiderana Anao r'Ilay nanaiky mba hisolo ny helokay.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Zhoutoavina (Zhou Andriantoavina Razakarivony)
Hits : 562
Likes : 1 Like
Created by : Zhoutoavina
Date : 21/10/2025 20:17
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.013