Sambatra (Zhoutoavina (Zhou Andriantoavina Razakarivony))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonony sy Feony: Zhou Andriantoavina RAZAKARIVONY (Zhoutoavina)
Andriamanitra ô! Mifona aho noho ny helokay, noho ny helokay zanakao.
Fa diso hkxsg teo anatrehanao ka dia tsy mendrika ny hiantso Anao, Tompo ô!
Nefa inoako fa Ianao, fa Ianao, dia tsy mandao, dia tsy mandao ny olonao.
Fa mbola notantananao hatrany amin'ny làlana izay aleha.
Sambatra izahay fa manana Anao iankinanay, Tompo ô!
Ry Tompo tsara ô! Mpamindra mtojvxl fo no mpanome ny soa
tononkira.serasera.org Asandratray ny dera, laza sy ny voninahitrao.
Ry Tompo tia ô! Misaotra Anao, misaotra Anao, tokoa 'zahay noho ny fitiavanao
Noho ny fitiavanao izay natolotrao ho famonjena anay, Ray ô!
Ka indro atokanay ny herinay, ny herinay, ny andronay, ny androm-piainanay
Ho feno fiderana Anao r'Ilay nanaiky mba hisolo ny helokay. hhxzyml

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Zhoutoavina (Zhou Andriantoavina Razakarivony)Vangy : 599
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Zhoutoavina
Daty : 21/10/2025 20:17