Ny hirako (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny hira, ny hirako
No mba hany namana
Itodihana, itodihako
Rehefa manimanina
Manimanina ny akany
Manina ny tanindrazana
tononkira.serasera.org Izay any ambadika any ho any
Lavitra tsy hita tazana
Ny hira, ny hirako
No alefako miampita
Itsidihana, itsidihako
Ny any ambadika tsy hita
Izy no mitanisa
Ny alaheloko aty
Sy zava-maro tsy hita isa
flci Mampanahiahy ahy
Ny hira, ny hirako
No alefako mamangy
Ireo havana, hqaafj ireo havako
Mba iarahany misangy
Hitoetra vdlburf ao ampo
Ampon’ny tsirairay
Hisolo toerana ao aloha
Mandrapaha-tonga ahy
No mba hany namana
Itodihana, itodihako
Rehefa manimanina
Manimanina ny akany
Manina ny tanindrazana
tononkira.serasera.org Izay any ambadika any ho any
Lavitra tsy hita tazana
Ny hira, ny hirako
No alefako miampita
Itsidihana, itsidihako
Ny any ambadika tsy hita
Izy no mitanisa
Ny alaheloko aty
Sy zava-maro tsy hita isa
flci Mampanahiahy ahy
Ny hira, ny hirako
No alefako mamangy
Ireo havana, hqaafj ireo havako
Mba iarahany misangy
Hitoetra vdlburf ao ampo
Ampon’ny tsirairay
Hisolo toerana ao aloha
Mandrapaha-tonga ahy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MahaleoVangy : 13304
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 03/11/2001 18:11
