Ny hirako (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny hira, ny hirako
No mba hany namana
Itodihana, itodihako
Rehefa manimanina
Manimanina ny akany
Manina ny tanindrazana
Izay any ambadika wtof any ho any
Lavitra tsy hita tazana
Ny hira, ny hirako
No alefako miampita
Itsidihana, itsidihako
Ny any ambadika tsy hita
lygenqur Izy no mitanisa
Ny alaheloko aty
Sy zava-maro tsy hita isa
Mampanahiahy ahy
Ny hira, ny wqjkmm hirako
No alefako mamangy
Ireo havana, tononkira.serasera.org ireo havako
Mba iarahany misangy
Hitoetra ao ampo
Ampon’ny tsirairay
Hisolo toerana ao aloha
Mandrapaha-tonga ahy
No mba hany namana
Itodihana, itodihako
Rehefa manimanina
Manimanina ny akany
Manina ny tanindrazana
Izay any ambadika wtof any ho any
Lavitra tsy hita tazana
Ny hira, ny hirako
No alefako miampita
Itsidihana, itsidihako
Ny any ambadika tsy hita
lygenqur Izy no mitanisa
Ny alaheloko aty
Sy zava-maro tsy hita isa
Mampanahiahy ahy
Ny hira, ny wqjkmm hirako
No alefako mamangy
Ireo havana, tononkira.serasera.org ireo havako
Mba iarahany misangy
Hitoetra ao ampo
Ampon’ny tsirairay
Hisolo toerana ao aloha
Mandrapaha-tonga ahy
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : MahaleoVisites : 13295
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 03/11/2001 18:11
