Any Malala (Rossy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Any malala, tononkira.serasera.org manoratra ho anao aho, ny aty dia salama
Nefa tsy dia misy vaovao
Fa malahelo mafy anao aho ,mila ho adala
Nefa atao ahoana moa mamafy vao mba mioty ny voa
Fa ny aty, fa ny miady isan’andro
Tsemboka ny andrina izay vao mba mahita ny soa
Fa ny aty, fa ny aty mamono masoandro
Nefa tsy kivy fa mankahery fo
Mifofotra miary hiadanantsika roa
Any malala,
Manoratra ho anao aho, voaraiko androany
Ny taratasinao, izay milaza fa hoe:
Angamba tsy ahandry ahy intsony ianao, fa hiova malala
Hangata-tso-drano miangavy ahy hanadino
Hamela anao mba handeha
Fa ny aty, fa ny aty tsy mino ny saina
F’ilay nolalaina, nihariana, nihafiana
Izao rehetra vita izao
No any, no any tsy ahandry maraina
Nahita ny hafa ka htoqhit wqhpmcv dia izao milaza fa handao
Tsia tsy mino izany aho,fa-mbola tia anao
Androany, androany aho dia hanainga haka anao
Fa mino foana aho freir hoe mbola tia ahy ianao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RossyVangy : 28108
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 25/10/2001 16:10