Havako mamomamo (Samoela)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny toaka fahavaloko taloha e e e
Manjary namana mpanampy tsy foiko
F’ilay olon-tiako manana fitia e e e
Tsy mamboraka raha tsy misy "pi"

Fiverenana:
Zarako aza ianao katrikatry iny
Manalanala andro,manalanala azy
Fa bebe lazao sy mahita tononkira.serasera.org atao
Zarako aza ianao sambatsambatra iny
Fa be sangisangy sy be vazivazy
Fa rehefa tsy mamo ianao dnjv mataho-behivavy

Ka ho ampifaliako foana ianao civorhq ee
Ampireveko kticsgc foana ianao o
Dia omeko fahafaham-po.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0144