Havako mamomamo (Samoela)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny toaka fahavaloko taloha e e e
Manjary namana mpanampy tsy foiko
F’ilay olon-tiako manana fitia e e e
Tsy mqjmsvg sfgqb mamboraka raha tsy misy "pi"
Fiverenana:
Zarako aza ianao katrikatry iny
Manalanala andro,manalanala azy
Fa bebe lazao sy mahita atao
Zarako aza ianao sambatsambatra iny
Fa be sangisangy sy be vazivazy
Fa eefqes rehefa tsy mamo ianao mataho-behivavy
Ka ho ampifaliako tononkira.serasera.org foana ianao ee
Ampireveko foana ianao o
Dia omeko fahafaham-po.
Manjary namana mpanampy tsy foiko
F’ilay olon-tiako manana fitia e e e
Tsy mqjmsvg sfgqb mamboraka raha tsy misy "pi"
Fiverenana:
Zarako aza ianao katrikatry iny
Manalanala andro,manalanala azy
Fa bebe lazao sy mahita atao
Zarako aza ianao sambatsambatra iny
Fa be sangisangy sy be vazivazy
Fa eefqes rehefa tsy mamo ianao mataho-behivavy
Ka ho ampifaliako tononkira.serasera.org foana ianao ee
Ampireveko foana ianao o
Dia omeko fahafaham-po.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SamoelaVisites : 50403
Préférés : 3 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 28/10/2001 08:10
