Havako mamomamo (Samoela)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny toaka fahavaloko taloha e e e
Manjary namana mpanampy tsy foiko
F’ilay olon-tiako manana fitia e e e
Tsy mamboraka tononkira.serasera.org raha tsy misy "pi"
Fiverenana:
Zarako aza ianao katrikatry iny
Manalanala andro,manalanala azy
Fa bebe lazao sy mahita atao
Zarako aza ozkr ianao sambatsambatra iny
Fa be sangisangy sy be vazivazy
Fa rehefa tsy mamo oawcu ianao mataho-behivavy
Ka ho ampifaliako foana ianao dhadkfs ee
Ampireveko foana ianao o
Dia omeko fahafaham-po.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SamoelaHits : 50405
Likes : 3 Like
Created by : admin
Date : 28/10/2001 08:10