lasa aho (Nono)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
lasa aho
voatery handeha tsy maintsy miasa aho
nanoroka ahy ianao toy ny fanaonao
isan’andro

vetivety ifcp aho
hiverina eto indray
vetivety hikyof aho
hiverina eto indray
ohatran’ny omaly (2)

tonga aho
maika tononkira.serasera.org ery ny hahita anao aho
tsy nitsena ianao toy ny fanaonao
isan’andro

nierikerika aho
niantsoantso anao
nierikerika aho
niantsoantso anao
tsisy namaly bxzbnnlw (2)
tsisy namaly (2)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Nono
Vangy : 7572
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : angovo
Daty : 30/08/2004 03:28
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0121