MBOLA HITOHY (Albert Ramananjanahary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Sao heverinao fa ho tapitra ny tantarako
Sao heverinao fa ho foana e ny fitiavako
Toy ny akorandriaka noentin’ ny onja teny amorony ianao
Sendra ankizy nilalao ka xlti nataony kilalao.
Izaho sy ianao no mifamohy
Fa ny tantarako mbola hitohy
ie he he he, iô hô hô hô
2. Ataovy ao an-tsaina, izay no lalam-pitiavana
Ary tsarovy koa fa ny anjara e tsy azo lavina
Toy ny soratra natao cmrlx teny amoron-dranomasina izy ireny
tononkira.serasera.org Rehefa ela tonga ny onja hanototra azy ireny.
Koa’ ndeha re soava dia
Fa ts’ isy tsiny re sanatria
ie he he he , iô hô hô hô
qwwpc Ramananjanahary Albert

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Albert RamananjanaharyVangy : 3464
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : BrunoPAYET
Daty : 22/07/2014 20:36