Albert Ramananjanahary
937
Nampiditra : lemenakely
Tamin'ny : 19/06/2006 19:19:59
Mombamomba :
Hevitra mandeha
vakiniadiana (17/08/2006 07:16:56)
Fanajana ho an'ny zokibe Ramananjanahary Albert,
lemenakely (19/06/2006 19:21:56)
Mpihira anisan'ny ankafiziko koa ity ranamana ity tsotra ny hirany fa tsara, matetika izy sy i POOPY rehefa misy fampisehoana dia mihira ity hira hoe RONDRO ity