Ity peratra ity (Albert Ramananjanahary)

Ho hajaiko toa ny zanahary kely
ety an-tanako ety
ts’isy avelako hisy handray azy aky
fa mamiko loatra izy ity

Tsy hohadinoiko ianao
raha mbola ety
ity peratrao
hoTsiky dia ampy porofom-pitia
Ehe tsy hadinoko ianao
raha mbola ety
ity peratrao
ho porofom-pitia

Toa azoko sary an’eritreritr’ienao
miventso ny fitiavantsika
matokia fa miambina ahy anie
ity peratrao ity

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Albert Ramananjanahary
Mpamaky : 2634
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : oldine
Tamin'ny : 23/09/2007 17:18:21
ID : 4707

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo