MBOLA HITOHY (Albert Ramananjanahary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Sao heverinao fa ho tapitra ny tantarako
Sao heverinao fa ho foana e ny fitiavako
Toy ny akorandriaka noentin’ ny onja teny amorony ianao
Sendra ankizy nilalao ka nataony kilalao.
Izaho sy ianao no mifamohy
Fa ny tantarako mbola hitohy
ie he he he, iô dkkgwrk hô hô hô
2. Ataovy ao an-tsaina, izay no lalam-pitiavana
tononkira.serasera.org Ary tsarovy koa fa ny anjara e tsy azo lavina
Toy ny soratra natao teny amoron-dranomasina izy ireny
Rehefa ela tonga ny onja hanototra azy ireny.
chvwj Koa’ ndeha re soava dia
bbtnuy Fa ts’ isy tsiny re sanatria
ie he he he , iô hô hô hô
Ramananjanahary Albert

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Albert RamananjanaharyVangy : 3540
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : BrunoPAYET
Daty : 22/07/2014 20:36